Teny iditra fongana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy misy tavela, rava, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay
Mitovy hevitra: mafafa ~ majifa ~ tapitra ~ tsy misy miangana
¶ Lany nolanina, lasa daholo. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   spent, consumed, wasted. [Richardson 1885]
   completely destroyed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   complètement détruit [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/06