Teny iditra fongarina (fongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
¶ Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
¶ Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
fongarina
fongariko
fongarinao
fongariny
fongarintsika
fongarinay
fongarinareo
fongarin'
fongarin-
fongarim-
fongari-
nofongarina
nofongariko
nofongarinao
nofongariny
nofongarintsika
nofongarinay
nofongarinareo
nofongarin'
nofongarin-
nofongarim-
nofongari-
hofongarina
hofongariko
hofongarinao
hofongariny
hofongarintsika
hofongarinay
hofongarinareo
hofongarin'
hofongarin-
hofongarim-
hofongari-
fongary, fongaty
Teny mitovy hevitra fongatina

2010/12/29