Teny iditra fongorana (fongotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Foanana hatramin' ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be exterminated, to be torn up by the roots, to be extirpated. [Richardson 1885]
 to be completely destroyed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on détruit complétement [Hallanger 1974]
Endriteny 
fongorana
fongorako
fongoranao
fongorany
fongorantsika
fongoranay
fongoranareo
fongoran'
fongoran-
fongoram-
fongora-
nofongorana
nofongorako
nofongoranao
nofongorany
nofongorantsika
nofongoranay
nofongoranareo
nofongoran'
nofongoran-
nofongoram-
nofongora-
hofongorana
hofongorako
hofongoranao
hofongorany
hofongorantsika
hofongoranay
hofongoranareo
hofongoran'
hofongoran-
hofongoram-
hofongora-
fongory

2010/12/29