Teny iditra fongotra
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fo [...]
¶ Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamin [...]
¶ Tsy asiana miangana, aringana: Fongot [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra. [Richardson 1885]
   completely destroyed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis) [Abinal 1888]
   complètement détruit [Hallanger 1974]
Ohatra   Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy; [Randzavola: Baiboly, takila 32]
Sampanteny  
Ny bikany  
fongotra
fongotro
fongotrao
fongony
fongotsika
fongotray
fongotrareo
fongotr'
fongo-
fongotry
nofongotra
nofongotro
nofongotrao
nofongony
nofongotsika
nofongotray
nofongotrareo
nofongotr'
nofongo-
nofongotry
hofongotra
hofongotro
hofongotrao
hofongony
hofongotsika
hofongotray
hofongotrareo
hofongotr'
hofongo-
hofongotry
Teny nalaina  
Fifanahafana   fompotra

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/12