Teny iditra fonitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hard; a short and stout person, animal, or bird. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fonitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] tapitra, lany [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fonitra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy exceedingly [Richardson 1885]

2010/05/06