Teny iditra fonoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ody fampatoriana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a charm used chiefly by thieves to induce sleep whether of people or dogs. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifonosana tsara ao anaty lamba mba tsy handrenesana hatsiaka
Mitovy hevitra: bonoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   [Provincial] reduced to nothing, rotten, turned to dust, as a corpse [Richardson 1885]
Sampanteny  

Teny iditra fonoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a grave [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/06