Teny iditra fonombimainty
Singan-teny fo ; omby ; mainty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao karatra miloko mainty misy sarina lefona lava zarana, atao hoe koa tangontsotrobe [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra tangontsotrobe
Mpanahaka  joro ~ lalitra ~ samamena
  karatra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18