Teny iditra fonosina (fono)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava
¶ Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be covered, to be wrapped up, to be shrouded. [Richardson 1885]
 to be wrapped; to be bound (of books) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on enveloppe; qu'on relie [Hallanger 1974]
Endriteny 
fonosina
fonosiko
fonosinao
fonosiny
fonosintsika
fonosinay
fonosinareo
fonosin'
fonosin-
fonosim-
fonosi-
nofonosina
nofonosiko
nofonosinao
nofonosiny
nofonosintsika
nofonosinay
nofonosinareo
nofonosin'
nofonosin-
nofonosim-
nofonosi-
hofonosina
hofonosiko
hofonosinao
hofonosiny
hofonosintsika
hofonosinay
hofonosinareo
hofonosin'
hofonosin-
hofonosim-
hofonosi-
fonosy
Teny nalaina 

2010/12/29