Teny iditra | fonta | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Fanasompiranana ny lain-dakana hahazoany rivotra hampandroso azy [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | fanto, fonta |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |