Teny iditra fontsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fontsy itý (1): Ambalafontsy

Teny iditra fontsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tanosy] ravinala [Rakotosaona 1972]
   Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Betsimisaraka] the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia, (Sak.), akondrohazo (Prov.), and ravinala. Comp. ontsy. [Richardson 1885]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   akondrohazo ~ bakabia ~ bemavo ~ ravinala ~ ravimpotsy

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/09