Teny iditra fora
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandidiam-poitra, famorana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   circumcision [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   circoncision [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   didiam-poitra ~ foza ~ savatse ~ sambatra ~ hasoavana ~ tapakanake

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/02