Teny iditra | forohana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Kitay narehitra ka tsy lanin'ny afo tanteraka [1.78] | ||
Kitay hazo efa may nirehitra ny ilany [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Cinders; in the provinces it means a brand, a burning brand. [1.2] | ||
A burning brand; a cinder [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Tison [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny forohana io | ||
Fivaditsoratra | forohana, haforano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |