Teny iditra forongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javatra miaraka amin' ny tena, entana tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily, boky... no forongon' ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay accessoire [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra firongo

2010/01/22