Teny iditra foronina (forona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao?
¶ Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be formed, to be fashioned, to be created. [Richardson 1885]
 to be created to be formed or fashioned [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [Hallanger 1974]
Endriteny 
foronina
foroniko
foroninao
foroniny
foronintsika
foroninay
foroninareo
foronin'
foronin-
foronim-
foroni-
noforonina
noforoniko
noforoninao
noforoniny
noforonintsika
noforoninay
noforoninareo
noforonin'
noforonin-
noforonim-
noforoni-
hoforonina
hoforoniko
hoforoninao
hoforoniny
hoforonintsika
hoforoninay
hoforoninareo
hoforonin'
hoforonin-
hoforonim-
hoforoni-
forony

2011/01/11