Teny iditra fory maty ozatra
Singan-teny fory ; maty ; ozatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza vehivavy efa dila ny fotoana tokony hanambadiany
Olona tsy mahalala menatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fearless, hardened, unconcerned [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Femme qui a les muscles sphincters paralysés. Se disait des femmes ayant passé l' âge de se marier, et des personnes ne sachant plus rougir [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18