Teny iditra fosa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox, Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [Richardson 1885]
   a Malagasy carnivore something like a large mink [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Taisaka] cryptoprocta ferox, petit carnassier [Deschamps 1936]
   genette fossane [Rajemisa: Vakoka]
   carnivore malagasy, espèce de genette [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   fosa (Cryptoprocta ferox) [Tsimbazaza ]
Voambolana  
Anarana siantifika   Cryptoprocta ferox
Teny nalaina  
Sary  

Teny iditra fosa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy. [Richardson 1885]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fôsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tanosy] volana fahadimy amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [ fosa ] [Taisaka] mois de mai [Deschamps 1936]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/17