Teny iditra fotabe
Singan-teny fota- (fotatra) ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]
  [Betsimisaraka] Karazan-kazo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [1.196]
Anarana siantifika Barringtonia butonica
Voambolana 
Mpanahaka  atafana
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18