Teny iditra fotahina (fotaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] be fotaka [Rakotosaona 1972]
 Be fotaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy muddy, oozy, boggy. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay boueux [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra fotahina (fotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy fetahana fotaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on convertit en boue, sur qui on applique de la boue [Abinal 1888]
Endriteny 
fotahy

2010/11/02