Teny iditra fotahy (fotaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fotahina [fitanisana]

Teny iditra fotahy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] feno na be fotaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] boueux [Deschamps 1936]
Teny mitovy hevitra fotahina

2010/11/03