Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
¶ Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mud, slime, bog [Richardson 1885]
 mud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la boue [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fotadrevo ~ fotamalemy
Ohatra 
1Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [Rajohanesa: Kintana]
2mihady dia manilika ny fotaka voahady. [Andraina: Mitaraina, takila 171]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny fotaka ity (2): Ambalafotaka, Ankijanifotaka

Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ fôtaka ] [Bezanozano] varatra: Latsaham-pôtaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a thunderbolt. [Richardson 1885]
 lightning [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la foudre [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky

2016/08/09