Teny iditra fota-mandrevo
Singan-teny fota- (fotaka) ; mandrevo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotaka malemy miporetsika ka raha diavina dia difotra ny tongotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21