Teny iditra fotetaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin' ny tena
Zavatra mitsiranorano raraka amin' ny taratasy na amin' ny tany ka mandoto
Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31