Teny iditra | fotoana mety ho nisehoan'ny fay | |
Singan-teny | fotoana ; mety ; miseho ; fay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vinavina hilazana ny taonan'ny faritra iray izay tapaka na mitriatra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | âge relatif d'une faille [1.13] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |