Teny iditra fotoan' Itsievina
Singan-teny fotoana ; Itsievina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana diso noho ny tsy fahazoan-teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [I, personal article, tsy, not, evina, a sneeze.] A mutual misunderstanding as to an appointment. Used only in the phrase manao fotoan' Itsievina [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20