Teny iditra fotofoto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisavoritahana, fikorontanana be ihany, fiparitahan-javatra tsy araka ny tokony ho izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy entanglement, disorder, confusion. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2011/04/02