Teny iditra fotorana (fototra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorinany zanakazo vao ongotana
¶ Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
¶ Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
¶ to be searched out, to be examined to the very root. [Richardson 1885]
 to be investigated [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on examine à fond [Hallanger 1974]
Endriteny 
fotorana
fotorako
fotoranao
fotorany
fotorantsika
fotoranay
fotoranareo
fotoran'
fotoran-
fotoram-
fotora-
nofotorana
nofotorako
nofotoranao
nofotorany
nofotorantsika
nofotoranay
nofotoranareo
nofotoran'
nofotoran-
nofotoram-
nofotora-
hofotorana
hofotorako
hofotoranao
hofotorany
hofotorantsika
hofotoranay
hofotoranareo
hofotoran'
hofotoran-
hofotoram-
hofotora-
fotory
Teny nalaina 

2010/12/29