Teny iditra | fototr' aretina | |
Singan-teny | fototra ; aretina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Antony nahatonga ny aretina iray [1.1] | |
Mikrôby na viriosy mitondra aretina [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [aretina, disease.] An uncertain event, an undefined period, a doubtful issue. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Agent pathogène [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |