Teny iditra fotroaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
¶ Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra fotroaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17