Teny iditra fotsina (fotsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina ny fanadiovana azy): Fotsin' ny miaramila ny benitra / Fotsio ny nifinao
¶ Totoina fahatelo (enti-milaza ny vary izay efa maivoka ary tsaitsainy ka diovina farany): Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made white. [Richardson 1885]
 to be whitened [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on blanchit [Hallanger 1974]
Endriteny 
fotsina
fotsiko
fotsinao
fotsiny
fotsintsika
fotsinay
fotsinareo
fotsin'
fotsin-
fotsim-
fotsi-
nofotsina
nofotsiko
nofotsinao
nofotsiny
nofotsintsika
nofotsinay
nofotsinareo
nofotsin'
nofotsin-
nofotsim-
nofotsi-
hofotsina
hofotsiko
hofotsinao
hofotsiny
hofotsintsika
hofotsinay
hofotsinareo
hofotsin'
hofotsin-
hofotsim-
hofotsi-
fotsio
Tsipelina hafa 

2010/12/29