Teny iditra fotsio (fotsy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fotsiana sy fotsina [fitanisana]
Ohatra 
1Fotsio ny nifinao [Rajemisa 1985]
2Fotsio amin' izay ny vary fa hariva ny andro [Rajemisa 1985]

2012/12/06