Teny iditra fozafoza (foza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoriporetana, familavilana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Richardson 1885]
Fandikana frantsay action de chiffonner, de maltraiter, de rudoyer [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra foza [tsy fampiasa kokoa noho fozafoza]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31