Teny iditra gaboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antontan-javatra, zavatra mifanongoa. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a heap, a mass, a lot, a total of many items. Compare kapoka, ankapobeny; also antontany, avosa, ambongadiny [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Tas, monceau [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31