Teny iditra gaboraraka
Singan-teny gaboka ; raraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (fiteny tsy mihaja) Enti-milaza zavatra na asa vita tsisy fitandremana, tsisy kitotony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ gabo-raraka ] Words spoken in a hurried manner. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fait sans soin, au hasard, (paroles) irréfléchies [1.3]
Ohatra Porofo mivaingana indrindra amin' izany ny gaboraraka manjaka hatraiza hatraiza. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26