Teny iditra gadragadra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-borona (Pterocles) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a bird; the sand grouse [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   oiseau. Espèce de Pterocles. [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Pterocles
Voambolana  

Teny iditra gadragadra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   harshness of the voice, a rough voice
¶ a flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   voix sourde, cassée [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra gadragadra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   fêlé, rauque [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10