Teny iditra gadraina (gadra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra izay miaro ny solombavambahoaka tsy ho azo enjehina na karohina na samborina na gadraina noho ny hevitra na vato nalatsany nandritra ny fotoana nanaovany ny asa maha olom-boafidy azy [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : gadraina, gadraiko, gadrainao, gadrainy, gadraintsika, gadrainay, gadrainareo, gadrain', gadrain-, gadraim-, gadrai-
Ny lasa : nogadraina, nogadraiko, nogadrainao, nogadrainy, nogadraintsika, nogadrainay, nogadrainareo, nogadrain', nogadrain-, nogadraim-, nogadrai-
Ny hoavy : hogadraina, hogadraiko, hogadrainao, hogadrainy, hogadraintsika, hogadrainay, hogadrainareo, hogadrain', hogadrain-, hogadraim-, hogadrai-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03