Teny iditra gadrana (gadra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra
¶ Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be chained, to be fettered, to be bound. [Richardson 1885]
 to be chained, to be imprisoned [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Qu'on met aux fers, qu'on attache [Abinal 1888]
 qu'on met au fers, qu'on met en prison [Hallanger 1974]
Endriteny 
gadrana
gadrako
gadranao
gadrany
gadrantsika
gadranay
gadranareo
gadran'
gadran-
gadram-
gadra-
nogadrana
nogadrako
nogadranao
nogadrany
nogadrantsika
nogadranay
nogadranareo
nogadran'
nogadran-
nogadram-
nogadra-
hogadrana
hogadrako
hogadranao
hogadrany
hogadrantsika
hogadranay
hogadranareo
hogadran'
hogadran-
hogadram-
hogadra-
gadrao
Ohatra Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny. [Callet: Tantara]

2013/10/02