Teny iditra gadrao (gadra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao gadrana [fitanisana]
Ohatra 
1Gadrao io alika io sao mandositra [Rajemisa 1985]
2Gadrao io olona io (Mettez cet homme aux fers) [Abinal 1888]
3Gadrao ny alika (Attachez le chien) [Abinal 1888]

2013/10/02