Teny iditra gaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana
¶ Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena' blasa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy compare fehy, fatotra, gehy, hazona, fikitra.
¶ In some provinces gaika and its derivatives are used for the hova antso and its derivatives. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de serrer, de lier, de contraindre [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2017/06/16