Teny iditra gaina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny antanam-botsotra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Désappointé, décontenancé [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra gaina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   gaingaina [fampiasa kokoa noho gaina]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/16