Teny iditra gaingaina (gaina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gaina [tsy fampiasa kokoa noho gaingaina]

Teny iditra gaingaina
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy see daindaina. [Richardson 1885]

2017/04/08