Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the quacking of a duck. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay cri du canard, du corbeau [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gagaka

Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
Mitovy hevitra: kolikoly ~ sisika. ~ totohondry vola ~ tsolotra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra gaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana anglisy  [Provincial] for goka [Richardson 1885]

2012/12/06