Teny iditra ganagana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony; fiantsoana io vorona io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a duck
¶ a word used in calling ducks. See vorombazaha [Richardson 1885]
 [French cane] a tame duck [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay canard domestique [Rajemisa: Vakoka]
 [français cane] cane, canard domestique [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vorombazaha
Teny nalaina 
Sary 

2012/05/02