Teny iditra gaona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Dona, paika
Mitovy hevitra: gona ~ katroka ~ poka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   choc [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra gaona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] zatovo [Rakotosaona 1972]
   Ankizilahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a person who lives only in the woods [Richardson 1885]
   [Provincial] a boy or a lad [Richardson 1885]
Ohatra  
1Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo. [Andraina: Mitaraina, takila 7]
2Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [Andraina: Mitaraina, takila 72]
Endriteny  
gaona
gaoko
gaonao
gaony
gaontsika
gaonay
gaonareo
gaon'
gaon-
gaom-
gao-

2017/04/01