Teny iditra garera
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Malemilemy lava, rerarera-dava, mirefare [...]
Mitovy hevitra: borera ~ gorera ~ marazodrazo-dava ~ mavozovozo lava ~ reraka ~ saozanin-dava ~ somazotsazo-dava ~ sorera [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   feeble, imbecile, weak. See osa, borera, rera [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   faible, languissant, flasque, trainant [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/25