Teny iditra gasigasy (gasy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy manana fombafomba gasy, toetoetra gasy [Rajemisa 1985]
 manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [Akademia 2005]
Sampanteny 
Ohatra Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31