Teny iditra gasy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   see Malagasy [Richardson 1885]
   Malagasy (it is better to say "malagasy") [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   malgache [Abinal 1888]
   malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [Andraina: Mitaraina, takila 143]
2Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [Ravelomanana: Lalana, takila 160]
3Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 106]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra gasy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   solitany [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   pétrole [Antesaka] [Deschamps 1936]
   pétrole. (menak' afo). [Tankarana] [David 1952 (takila G)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10