gaz   
etona
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
gaz [tohiny Rajaonarimanana 1995]
gaza
Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [Rajemisa 1985]
setsoke
Fumée, gaz, vapeur — > evoke, gazy, sevoke [Poirot & Santio: Vezo]