Teny iditra gaza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra Gaza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Gaza [Baiboly]
Famaritana anglisy Gaza; [Baiboly]
Famaritana frantsay Gaza [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [Randzavola: Baiboly, takila 376]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29