Teny iditra gazety
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan' andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a newspaper [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   a gazette; a report [Richardson 1885]
   a periodical [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Gazette, journal [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   périodique [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Novelarin' i dada teo ambony latabatra ilay gazety. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 65]
2Nohazavainy fa tsy hoe raha vao azo ny gazety dia vakina. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 61]
3Io gazety mpivoaka isan' andro io ihany no nilaza ny fangatahana. [ , 2008/12/08]
Voambolana  
Ny fihaviany   Anglisy: gazette. Frantsay: gazette.
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Habaka  
L' Express http://www.lexpressmada.com/
L' Hebdo http://www.hebdomada.com/
La Gazette de la Grande Île http://www.lagazette-dgi.com/
Lakroa n' Madagasikara http://www.lakroa.org
Le Quotidien http://www.lequotidien.mg/
Les Nouvelles http://www.les-nouvelles.com/
Madagascar Matin http://www.madamatin.com/
Madagascar Tribune http://madagascar-tribune.com/
Midi Madagasikara http://www.midi-madagasikara.mg/
Taratra http://taratramada.com/
Sary  

Teny iditra gazety
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   publié [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/26