Teny iditra geda
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] ngeza, vaventy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] ngeza, lehibe [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a provincial word for lehibe, makadiry, ngeza [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] grand. [David 1952 (takila N)]
Teny mitovy hevitra lehibe ~ makadiry ~ ngeza

2017/03/10